F Y - M

Fandrosoa Faritsy Iaby ho an'i Madagasikara

Fotokevitra

    You Are Currently Here!-
  • Home
  • -Fotokevitra

FOTOKEVITRY NY ANTOKO FY-M

Ny fivoarana manaja ny tontolo iainana no antoky ny fampandrosoana goavana sy maharitra

Vahoaka mpiantsehatra amin’ny dingana rehetra eo amin’ny fampandrosoana

Vahoaka avela malalaka handraharaha sy hivarotra

Vahoaka voaofana sy voatohana, antoky ny fahamarinana sy fahamasinan’ny mpitondra

Fitovian-jo, tsy manavaka faritra, antoko, fivavahana, fiaviana, saranga, lahy na vavy

Maniry ny hiditra ho mpikambana ve ianao ?

fymadag@gmail.com

X