F Y - M

Fandrosoa Faritsy Iaby ho an'i Madagasikara

Efao ny adidinao

    You Are Currently Here!-
  • Home
  • -Efao ny adidinao

Efao ny adidinao

Vonjeo ny FARITRA onenanao!
Atsangano
Madagasikara!

Ho raiketin’ny TANTARA ny mpanohana ireo kandidà atolotry ny antoko FY-M amin’ny fifidianana rehetra ho avy satria izy ireo hamoaka an’i MADAGASIKARA avy ao anatin’ny fahantrana lalina izay nandatsahana azy hatreto. 

Maniry koa izahay raha maniry mba ho isan’ireo HIANAO.

Koa manasa anao handray anjara amin’ny fanohanana ara-bola ny kandidà FY-M rehetra

Maniry ny hiditra ho mpikambana ve ianao ?

fymadag@gmail.com

X