"Andao hiaraka hanorina fiaraha-monina vaovao hampatanjaka ny firenentsika ka mba hisy fiadanana amin'ny Malagasy tsy vakivolo eran'ny faritra rehetra"
Raderanirina Sendrison - Filoha mpanorina ny Antoko Fy-M
Fototra
Vakiana ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mialoha ny asa fampandrosoana
Rihana
Fokonolona sy Mpitondra miara-miasa no antoky ny fampandrosoana
Ny avara-pianarana voarafitra tsara sy manofana ny vahoaka, antoky ny fiainana marina ny demokrasia
Tafo
Ny eny ifotony no mamaritra ny olana handrafetana ny tetibolapanjakana
Afindra any amin’ny faritra ny ankamaroan’ny fahefana fanjakana faobe

Andry

Ino vaovao ?